Teny iditra mitantana (tantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto
¶ Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay
¶ Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take or lead by the hand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tenir, conduire par la main [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mitantana (tantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara (hena, vary, sakafo, vola...)
¶ Mitovy lenta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

Teny iditra mitantana (tantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy miadidy, miandraikitra [SLP 1986]
Famaritana frantsay gérer [SLP 1986]
Endriteny 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

 
mitantana
nitantana
hitantana
mitantàna

Teny iditra mitantàna (tantana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/17