Teny iditra (1/4) | 1 mitantana |
Fototeny | 2 tantana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to take or lead by the hand |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tenir, conduire par la main |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 12 mitantana |
Fototeny | 13 tantana |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Mizara (hena, vary, sakafo, vola...) Mitovy lenta |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 20 mitantana |
Fototeny | 21 tantana |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.13] miadidy, miandraikitra |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.13] gérer |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (4/4) | 29 mitantàna |
Fototeny | 30 tantana |
Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.3] |
Fivaditsoratra | 34 itantanam, mitantàna, mitantana, nitatanam, tany manta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |