Teny iditra mitapatapaka ahitra
Singan-teny mitapatapaka ; ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miara-midinidinika momba ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To discuss something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Discuter, examiner en détail [1.8]
Ohatra 
1ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298]
2Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06