Teny iditra | 1 mitapatapaka ahitra |
Singan-teny | 2 mitapatapaka, ahitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] miara-midinidinika momba ny zavatra iray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to discuss something |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] discuter, examiner en détail |
Ohatra |
7 ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298] 8 Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |