Teny iditra | mitaraina (taraina) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io ¶ Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho na fahantrany Rabe ¶ Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to complain; to call out asking for help [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | se plaindre; crier au secours [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Ohatra | Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [Andraina: Mitaraina, takila 17] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |