|
|
|
|

Teny iditra1  mitelin-kafatra
Singan-teny  2  mitelina, hafatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] avaler la commission, ne pas la faire
Tohi-kevitra  6  tsymitelinkafatra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02