|
|
|
|

Teny iditra1  miteniteny
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  teniteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Ohatra  5  [2.895#] lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana.
6  [2.472#] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
7  [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
Kamban-teny rehetra 
Mpanahaka  10  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12