Teny iditra miteraha fito lahy fito vavy
Singan-teny miteraha ; fito lahy fito vavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Firariana atao ho an' ny mpivady vao mba hiteraka maro, ho maro fara sy dimby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20