Teny iditra miteza (teza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijoro mahitsy tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miteza
niteza
hiteza
mitezà

Teny iditra mitezà (teza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/05/21