Teny iditra | 1 mitifitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifi-borona Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano |
Fototeny | 4 tifitra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitifitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |