|
|
|
|

Teny iditra1  mitoe-jaza
Singan-teny  2  mitoetra, zaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny vehivavy vao manomboka hanan-janaka ao an-kibony, izany hoe vao torontoronin-jaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be pregnant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être enceinte [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27