Teny iditra | 1 mitoe-jaza |
Singan-teny | 2 mitoetra, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny vehivavy vao manomboka hanan-janaka ao an-kibony, izany hoe vao torontoronin-jaza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be pregnant [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 être enceinte [1.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |