Teny iditra mitolantsika (tolantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihantsika, milantsika: Jereo fa mitolantsika erỳ ity zaza ity rehefa mandeha
Mitovy hevitra: manongilana ~ mihantsika ~ mihilana ~ mihilangilana ~ mitolila ~ mitongilana ~ mitsingilahila ~ mitsitaingatainga [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitolantsika
nitolantsika
hitolantsika
mitolantsiha

2013/05/23