|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany hena momba famaky
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona kahihitra izay miferinaina amin' ny fandaniana kely tsy azo ialana
Singan-teny  4  mitomany, hena, momba, famaky

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07