|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany hena momba famaky
Singan-teny  2  mitomany, hena, momba, famaky
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona kahihitra izay miferinaina amin' ny fandaniana kely tsy azo ialana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01