Teny iditra | 1 mitono aina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. 5 [1.7] to risk one's life |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] risquer sa vie |
Ohatra |
7 [2.324] Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. |
Singan-teny | 8 mitono, aina |
Tovy hevitra | 9 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina |
Fivaditsoratra | 10 mitono aina, notamoinay, notaominay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |