Teny iditra | mitono aina | |
Singan-teny | mitono ; aina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
To risk one's life [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Risquer sa vie [1.8] | |
Ohatra | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324] | |
Tovy hevitra | manao aina tsy ho zavatra ~ mivarotra aina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |