Teny iditra mitory rofia
Singan-teny mitory ; rofia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manasaratsaraka ny tsiratsiraky ny rofia hielakelaka hahazoana manohy azy ho kofehy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Préparer les fibres du rafia, en séparant l'épiderme des feuilles [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25