Teny iditra rofia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the raffia palm, its fibre; palms in general [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le palmier raphia, sa fibre; palmier [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Sagus ruffia
Tsipelina hafa 
Ohatra Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [Andriamalala: Ranomasina, takila 30]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny rofia ity (8)
Ambodirofia
Ambohidrofia
  Androfia
Androfiabe
  Androfiakely
Androfiamena
  Androfiatsara
Berofia
 
Sary 

2013/12/18