Teny iditra | 1 mitovy saranga |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] of equal rank |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] de rang égal |
Singan-teny | 6 mitovy, saranga |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |