Teny iditra | 1 mitovy saranga |
Singan-teny | 2 mitovy, saranga |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] of equal rank |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] de rang égal |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |