Teny iditra | mitrifantrifana (trifantrifana (trifana)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [1.1] | ||||||
Ohatra | Nahatsiaro voky ilaikely, ka nody ho azy ny toeny falifaly sy mitrifantrifana.
[1.214] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mitrifana | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |