|
|
|
|

Teny iditra1  mitsangam-bolo
Singan-teny  2  mitsangana, volo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona na biby matahotra na koa mangatsiaka ka mitsangantsangana be ihany ny volony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13