|
|
|
|

Teny iditra1  mitsapa fanahy
Singan-teny  2  mitsapa, fanahy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manao fanontaniana hahalalana ny tena toetran' ilay anontaniana

Fivaditsoratra  5  fitampisahana, mitsapa fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04