|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsika
Fototeny  2  tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  mitsika
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka] mifosa

Fivaditsoratra  13  atsikim, matsiky, mikatsy, mitsaky, mitsika, tsamiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02