Teny iditra mitsinjaka (tsinjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to dance by jumping about [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay danser en sautillant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsinjaka
nitsinjaka
hitsinjaka
mitsinjaha
Ohatra Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31