Teny iditra mitsintsina (tsintsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra zavatra amin' ny tanana an' ila fotsiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsintsina
nitsintsina
hitsintsina
mitsintsìna

Teny iditra mitsintsìna (tsintsina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsintsina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/29