Teny iditra mitsirika (tsirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto
¶ Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera
¶ Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsirika
nitsirika
hitsirika
mitsiriha
Teny nalaina 

2010/05/14