|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mitsirika

Ohabolana 1Mitsirika ambany rano toa mamba. [2.415 #724]
Dikanteny frantsaySemblable au caïman qui regarde par-dessous l' eau s' il y a une proie à saisir. [2.415 #724]
Fanazavana frantsayS'appliquait aux voleurs. [2.415 #724]

Ohabolana 2Nangataka hianao nomeko, nividy nanaovako mora, ka no nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho an' ny zanako? [2.558]
Nangataka nomeko, nividy hianao nanaovako mora, ka nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho any ny zanako ? [2.653 #2082]
Nangataka, nomeko ; nividy ihanao, nanaovako mora ; ka nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho an' ny zanako ? [2.415 #4542]
Dikanteny frantsayQuand vous avez demandé je vous ai donné, quand vous avez acheté je vous ai vendu à bon compte, et voici que vous regardez encore ce qu' il y a dans la marmite ; alors que restera-t-il pour mes enfants ? [2.415 #4542]
Fanazavana frantsayRéponse aux gens trop exigeants. [2.415 #4542]

Ohabolana 3Raha mitsirika ny tapany, mahalava tenda, raha mizara kely mahafohy tanana. [2.558]
Raha mitsirika ny tapany, mahalava tenda : raha mizara ny kely, mahafohy tanana. [2.415 #2556, 2.653 #2698]
Dikanteny frantsayRegarder dans un récipient à moitié plein, cela allonge le cou ; partager le peu qu' on a, raccourcit les mains. [2.415 #2556]
Fanazavana frantsayOn attend vainement quelque chose des pauvres, ils n'ouvrent pas facilement la main car ils n'ont rien. [2.415 #2556]

Ohabolana 4Vorompotsy mitaingina an-kazo vokoka: ka izaho nitsirika azy no voatsiriny. [2.165 #1726]
Vorompotsy nitaingana an-kazo vokoka: izaho nitsirika azy no voatsiriny. [2.653 #3747]
Vorompotsy nitaingina an-kazo vokoka, koa izaho nitsirika azy no voatsiriny. [2.415]
Vorona mitaingina ambony hazo vokoka : izy mitsirika ahy, izaho mitsirika azy. [2.415]
Dikanteny frantsayOiseau blanc perché sur un arbre courbé : je le regardais et il me regardait. [2.415 #5058]
Un "oiseau blanc" (fausse aigrette) perché sur un arbre recourbé: et c' est moi (c.à.d. l' "oiseau blanc" ) qui le regardais, qui ai été observé par lui (c.à.d. par l' arbre recourbé). [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait d' un prêté pour un rendu ; se disait aussi de deux rusés s'épiant et luttant d' adresse. [2.415 #5058]
Vouloir critiquer les autres et en être critiqué à son tour. [2.165]

Fizahan-teny