Teny iditra | 1 mitsirika |
Fototeny | 2 tsirika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitsirika io |
Fivaditsoratra | 10 marikitsy, misitraky, misitrika, mitsirika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |