|
|
|
|

Teny iditra1  mitsoriaka
Fototeny  2  tsoriaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mitsoriaka io

Fivaditsoratra  10  akamositry, mitsoriaka, tsimiroaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05