Teny iditra | mivadi-bolana | |
Singan-teny | mivadi- (mivadika) ; volana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mivadika amin' ny teny natao [1.1] | |
Ohatra | Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina
[2.508] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivadi-bolana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |