Teny iditra | 1 mivatravatra |
Fototeny | 2 vatravatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pour down heavily (of rain) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tomber à verse |
Ohatra |
7 maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; [2.583] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mamatravatra |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mivatravatra io |
Fivaditsoratra | 13 ivatravatram, mivatravatra, vatravatraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |