|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivolana
Fototeny  2  volana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miteny: Maninona ianao no tsy mivolana indray ?
5  [1.78] [Sihanaka] miteny
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to speak
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] parler
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Lohateny  13  Mivolana an-tsoratra : Le dire par érit (Nirina Esther)

Teny iditra (2/2)14  mivolàna
Fototeny  15  volana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]

Fivaditsoratra  19  ivolanam, mivalona, mivolana, mivolàna, nivaloam, novaliam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07