Teny iditra (1/2) | 1 mivondrona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 vondrona |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#854] se réunir, s'agglomérer, se grouper |
Ohatra |
10 [2.445#13] mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. 11 [2.472] Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. |
Teny iditra (2/2) | 12 mivondròna |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivondrona [Fitanisana] |
Fototeny | 14 vondrona |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 mivondròna, mivondrona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |