Teny iditra | 1 mivoria |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivory [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.26#19] assemble (intr.) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 [2.606#] Tompokolahy sy tompokovavy, mivoria daholo ianareo! 6 [2.69#] Dia nivoaka Ibemampanjaka ka niantso hoe : "mivoria, ry Ileolava. |
Fototeny | 7 vory |
Fivaditsoratra | 8 ivoriam, miraîvo, mivoria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |