Teny iditra | 1 mizatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao 4 [1.13] mamola-tena amin'ny zavatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter |
Ohatra |
6 [2.332#] Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara. 7 [2.606#] Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony. |
Fototeny | 8 zatra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |