|
|
|
|

Teny iditra 1  mizotra
Fototeny  2 zotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
5 Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
6 Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
7 Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1]
Ohatra  8  nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
9  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaoranolava, 15  manaotohylahy, 16  manaotohylava, 17  manaotohyvakana, 18  manaotsoatokana, 19  manaovalalamanjohy, 20  manaozobalala, 21  mifanaoalohasyaoriana, 22  mifanjohizohy, 23  milahatra, 24  mitandahatra, 25  mitandavana, 26  mitanjozotra, 27  mitomandavana
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07