Teny iditra (1/4) | 1 mondra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahavokatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#444] Mou, se dit d’une terre remuée par un travail assidu, mais épuisée par une incessante production |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 10 mondra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] plant, repousse 13 [1.196] . Grains de riz qui tombent à terre avant la moisson. Nom donné aussi aux variétés qui perdent facilement leurs grains (dans son sens général, l'adjectif mondra veut dire mou, flasque ; on l'emploie aussi pour qualifier les sols peu productifs). [Betsileo] 14 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 mondra |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Bara]
vary dia |
Teny iditra (4/4) | 20 mondra |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.13] amphotère |
Voambolana |
23 Simia |
Fivaditsoratra | 24 androm, dranom, mandro, mondra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |