|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  mongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#442] crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#444] écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu
Ohatra  6  Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [1.369#]
7  Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [2.298#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  15  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny (Razafiniaina Charlotte)

Teny iditra (2/6)16  mongo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] karazan-kazo
Voambolana  19  Haizavamaniry

Teny iditra (3/6)20  mongo
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] ampombo
Voambolana  23  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (4/6)24  mongo
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1] Nongona, montotra

Teny iditra (5/6)27  mongo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.196] [Bara, Betsileo] (de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie. Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi felambarika.
Voambolana  30  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)31  mongo
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.196] (déformation fréquente de bongo).
Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). [Merina]
34  [Betsileo] Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae). [Betsimisaraka]
35  [Bezanozano]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02