|
|
|
|

Teny iditra1  montsamontsana (montsana)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69#]
4  Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239#]
5  Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298#]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Tovy hevitra  9  montsana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny montsamontsana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20