Teny iditra | 1 mora hatonina |
Singan-teny | 2 mora, hatonina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin'ny fahazazany amin'ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra; [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |