Teny iditra | mora hatonina | |
Singan-teny | mora ; hatonina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tsara fanahy | |
Ohatra | Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin'ny fahazazany amin'ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |