Teny iditra | 1 moraina |
Fototeny | 2 mora |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy 5 [1.13] tsy sarotiny, malemy fanahy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement |
Tsipelina hafa | 7 morainy |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny moraina io |
Fivaditsoratra | 9 amarino, amirano, amoiran, amorany, amorian, amorina, anoiram, armonia, ianoram, mairona, mañaroy, manoira, manoria, maorina, maroany, maroina, mianora, miraona, moraina, moriaña, moriana, namoira, namoria, rano may |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |