Teny iditra | mosary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Bara] hanoanana [Rakotosaona 1975] | |||
Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | famine [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | famine, disette [Hallanger 1974] | |||
[Sakalava-Mayotte] faim, famine [Andilidine: Lexique (takila M)] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | kere | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mosary io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |