|
|
|
|

Teny iditra1  mpahita
Fototeny  2  hita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#251] Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète
Ohatra  6  Nanjary be mpahita sy maro mpahalala. [2.445#]
7  Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381#]
8  Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245#]

Fivaditsoratra  9  hampita, hatampi, hatapim, mpahita, mpitaha, tapahim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21