Teny iditra mpampitohy fehezan-teny (tohy, fehy, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay conjonction de subordination [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpampitohy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31