|
|
|
|

Teny iditra1  mpanambara
Fototeny  2  ambara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  révélateur [1.3#26]
6  déclarant [1.13]
Ohatra  7  aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12