Teny iditra | mpanarivo (arivo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manan-karem-be, mpanefohefo (ny heviny tany an-tendrony dia hoe: manana omby an' arivony maro) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A rich man; compare the Eng. word millionaire. [1.2] | |
A rich man ("has a thousand" cattle ) [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Homme riche (qui a mille boeufs) [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpanarivo io | |
Fivaditsoratra | mpanarivo, mpanavory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |