|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpanarivo

Ohabolana 1Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #18]

Ohabolana 2Maty vao lanjaina toy ny mpanarivo mahihitra. [2.415 #2304]
Dikanteny frantsayAttendre d'être mort pour se faire porter comme le richard trop avare. [2.415 #2304]

Ohabolana 3Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [2.558 #2582]

Ohabolana 4Mpanarivo roa ray : mitraka mahazo ny trafony, miondrika mahazo ny tratrany. [2.558 #2583]

Fizahan-teny